Sunday, July 24, 2005

US Dumping food

IOWA: Aiza moa ity IOWA. Dia nahazo zavatra ho hanina izany i
Madagasikara.
Inona izany fa 'Soja','varim-baza 'ble' sy ronona maina vidiny US$10
millions ho any Dago.

Dia faly isika Malagasy, fa tokony hidina ny vidin'ny menaka (Huile
de Soja), mba madio amin'izay ny ramanonaka
sy tokony hidina koa ny mofon'i Sofia (Fianarantsoa) fa nahazo 'dump'
avy amin'ny US i Dago.
Ny Reny tsy mahavidy Ronono Nestle kosa dia hafaka manome Ronono
maina ho an'ny ankizy

Tsara fanahy kosa i Dadato Sam, nefa raha mandinika tsara isika dia
tsy midina ny Futures (commodity Market) ny SoyBean na Wheat na Dried
Skim Milk (DSM) or Non Fat Dry Milk (NFDM)
Fa satria izay 'surplus' dia voavidin'i Ragaova US. Dikan'izany tsy
misy resaka Quota na 'Jachere' na Polotique Agricole Commune
fa RaGaova
ihany no miregule any ilay vidinjavatra
(Government
Grants
)

Izany no manky any Dago ilay resaka Financial Market, Mila vola ny
orinasa. Ary vitsy ny orinasa afaka manao 'Lobying' any andafy sy
manana raopilanina manokana.

Koa aiza no mba misy Banky Malagasy sy Financial Market Malagasy, na
ny ariary fotsiny aza no miodina eo.

Mba jereo koa ilay resaka Lechee efa misy Lechee mankony eto US ary
Mexico efa manana production ehhhh inona mba sisa ho an-tsika.

No comments: